Qari
Murottal Audio
اِنَّآ اَعْطَيْنٰكَ الْكَوْثَرَۗ
innā a‘ṭainākal-kauṡar(a).
Marina tokoa fa efa nanome anao (Mohammad) fitahiana maro Izahay.
فَصَلِّ لِرَبِّكَ وَانْحَرْۗ
faṣalli lirabbika wanḥar.
Koa mivavaha ho an'ny Tomponao, ary manaova sorona (ho fanompoam-pivavahana sy mba hanatonana an'i Allah).
اِنَّ شَانِئَكَ هُوَ الْاَبْتَرُ ࣖ
inna syāni'aka huwal-abtar(u).
Marina tokoa fa ireo izay mankahala anareo no ho voafafa (amin'ny famindram-pon'i Allah).