Qari
Murottal Audio
اَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِاَصْحٰبِ الْفِيْلِۗ
alam tara kaifa fa‘ala rabbuka bi'aṣḥābil-fīl(i).
Tsy mba voamarikao ve (Mohammad) ny fomba nitondran'ny Tomponao ny tafiky ny elefanta?
اَلَمْ يَجْعَلْ كَيْدَهُمْ فِيْ تَضْلِيْلٍۙ
alam yaj‘al kaidahum fī taḍlīl(in).
Moa tsy nataony tsy nisy vokany va ny fitaka nataony?
وَّاَرْسَلَ عَلَيْهِمْ طَيْرًا اَبَابِيْلَۙ
wa arsala ‘alaihim ṭairan abābīl(a).
ary nandefa andian-vorona maro ho any amin'izy ireo Izy,
تَرْمِيْهِمْ بِحِجَارَةٍ مِّنْ سِجِّيْلٍۙ
tarmīhim biḥijāratim min sijjīl(in).
izay nitoraka vato tanimanga tamin'izy ireo,
فَجَعَلَهُمْ كَعَصْفٍ مَّأْكُوْلٍ ࣖ
fa ja‘alahum ka‘aṣfim ma'kūl(in).
ka nataony toy ny ravina hohanina izy ireo (olitra).