۞ وَهُوَ الَّذِيْٓ اَنْشَاَ جَنّٰتٍ مَّعْرُوْشٰتٍ وَّغَيْرَ مَعْرُوْشٰتٍ وَّالنَّخْلَ وَالزَّرْعَ مُخْتَلِفًا اُكُلُهٗ وَالزَّيْتُوْنَ وَالرُّمَّانَ مُتَشَابِهًا وَّغَيْرَ مُتَشَابِهٍۗ كُلُوْا مِنْ ثَمَرِهٖٓ اِذَآ اَثْمَرَ وَاٰتُوْا حَقَّهٗ يَوْمَ حَصَادِهٖۖ وَلَا تُسْرِفُوْا ۗاِنَّهٗ لَا يُحِبُّ الْمُسْرِفِيْنَۙ
wa huwal-lażī ansya'a jannātim ma‘rūsyātiw wa gaira ma‘rūsyātiw wan-nakhla waz-zar‘a mukhtalifan ukuluhū waz-zaitūna war-rummāna mutasyābihaw wa gaira mutasyābih(in), kulū min ṡamarihī iżā aṡmara wa ātū ḥaqqahū yauma ḥaṣādih(ī), wa lā tusrifū, innahū lā yuḥibbul-musrifīn(a).
Ary Izy no nanao ny zavamaniry izay mamoa voaloboka sy izay tsy mamoa voaloboka, ny hazo palmie, ny zavamaniry manana tsiro samihafa, ny oliva sy ny ampongabendanitra izay mitovy (endrika sy loko) ary tsy mitovy (tsiro). Hano ny voankazo rehefa mamoa izy ary omeo ny anjaranao (zakat) rehefa mijinja ny vokatra ianareo, fa aza mihoatra noho izany. Marina tokoa fa tsy tian'i Allah ny olona tafahoatra,
۞ يٰبَنِيْٓ اٰدَمَ خُذُوْا زِيْنَتَكُمْ عِنْدَ كُلِّ مَسْجِدٍ وَّكُلُوْا وَاشْرَبُوْا وَلَا تُسْرِفُوْاۚ اِنَّهٗ لَا يُحِبُّ الْمُسْرِفِيْنَ ࣖ
yā banī ādama khużū zīnatakum ‘inda kulli masjidiw wa kulū wasyrabū wa lā tusrifū, innahū lā yuḥibbul-musrifīn(a).
Ry taranak'i Adama ô! Manaova akanjo tsara tarehy isaky ny miditra ao amin'ny moske ianareo, mihinàna sy misotroa, fa aza mihoatra noho izany. Marina tokoa fa tsy tian'i Allah ny olona mihoa-pampana.