69
Q.S Al-Kahf (18:69)
قَالَ سَتَجِدُنِيْٓ اِنْ شَاۤءَ اللّٰهُ صَابِرًا وَّلَآ اَعْصِيْ لَكَ اَمْرًا
qāla satajidunī in syā'allāhu ṣābiraw wa lā a‘ṣī laka amrā(n).
Hoy izy (Mosesy): "Raha sitrapon'Andriamanitra dia ho hitanao fa olona manam-paharetana aho, ary tsy hanohitra anao amin'ny zavatra rehetra aho."