يٰٓاَيُّهَا الَّذِيْنَ اٰمَنُوْٓا اَطِيْعُوا اللّٰهَ وَاَطِيْعُوا الرَّسُوْلَ وَاُولِى الْاَمْرِ مِنْكُمْۚ فَاِنْ تَنَازَعْتُمْ فِيْ شَيْءٍ فَرُدُّوْهُ اِلَى اللّٰهِ وَالرَّسُوْلِ اِنْ كُنْتُمْ تُؤْمِنُوْنَ بِاللّٰهِ وَالْيَوْمِ الْاٰخِرِۗ ذٰلِكَ خَيْرٌ وَّاَحْسَنُ تَأْوِيْلًا ࣖ
yā ayyuhal-lażīna āmanū aṭī‘ullāha wa aṭī‘ur-rasūla wa ulil-amri minkum, fa in tanāza‘tum fī syai'in fa ruddhu ilallāhi war-rasūli in kuntum tu'minūna billāhi wal-yaumil-ākhir(i), żālika khairuw wa aḥsanu ta'wīlā(n).
Ry mpino! Mankatoava an'i Allah ary mankatoava ny Iraka (Mohammad), ary ny Ulil Amri (ny fahefana) eo aminareo. Ary raha tsy mitovy hevitra amin'ny zavatra iray ianareo, dia avereno amin'i Allah (ny CORAN) sy ny Iraka (ny Sonatany) izany, raha mino an'i Allah sy ny Andro Farany ianareo. Izany no zava-dehibe kokoa (ho anareo) ary tsara kokoa ny vokany.
وَاِنْ طَاۤىِٕفَتٰنِ مِنَ الْمُؤْمِنِيْنَ اقْتَتَلُوْا فَاَصْلِحُوْا بَيْنَهُمَاۚ فَاِنْۢ بَغَتْ اِحْدٰىهُمَا عَلَى الْاُخْرٰى فَقَاتِلُوا الَّتِيْ تَبْغِيْ حَتّٰى تَفِيْۤءَ اِلٰٓى اَمْرِ اللّٰهِ ۖفَاِنْ فَاۤءَتْ فَاَصْلِحُوْا بَيْنَهُمَا بِالْعَدْلِ وَاَقْسِطُوْا ۗاِنَّ اللّٰهَ يُحِبُّ الْمُقْسِطِيْنَ
wa in ṭā'ifatāni minal-mu'minīnaqtatalū fa aṣliḥū bainahumā, fa im bagat iḥdāhumā ‘alal-ukhrā fa qātilul-latī tabgī ḥattā tafī'a ilā amrillāh(i), fa in fā'at fa aṣliḥū bainahumā bil-‘adli wa aqsiṭū, innallāha yuḥibbul-muqsiṭīn(a).
Ary raha misy antokon'ny mpino roa miady, dia mihavana amin'izy ireo. Raha ny iray amin'izy roa no manao ny tsy rariny amin'ny iray hafa, dia miadia amin'ny (vondrona) izay manao ny tsy rariny, mba hiverenan'ny vondrona amin'ny didin'i Allah. Raha efa niverina (tamin'ny didin'i Allah) io vondrona io, dia mihavana amin'izy roa araka ny rariny, ary manaova araka ny rariny. Marina tokoa fa tian'i Allah ireo izay manao ny rariny.