۞ وَمَا كَانَ لِبَشَرٍ اَنْ يُّكَلِّمَهُ اللّٰهُ اِلَّا وَحْيًا اَوْ مِنْ وَّرَاۤئِ حِجَابٍ اَوْ يُرْسِلَ رَسُوْلًا فَيُوْحِيَ بِاِذْنِهٖ مَا يَشَاۤءُ ۗاِنَّهٗ عَلِيٌّ حَكِيْمٌ
wa mā kāna libasyarin ay yukallimahullāhu illā waḥyan au miw warā'i ḥijābin au yursila rasūlan fa yūḥiya bi'iżnihī mā yasyā'(u), innahū ‘aliyyun ḥakīm(un).
Ary tsy mety amin'ny olombelona ny hiresahan'i Allah aminy raha tsy amin'ny alalan'ny fanambarana na avy ao ambadiky ny voaly na amin'ny fandefasana iraka (anjely) ary avy eo dia hanambara aminy amin'ny alalan'ny fanomezany alalana izay tiany. Marina tokoa fa Izy no Avo Indrindra, Ilay Hendry Indrindra.
اِنْ هُوَ اِلَّا وَحْيٌ يُّوْحٰىۙ
in huwa illā waḥyuy yūḥā.
Tsy misy afa-tsy (ny CORAN) fanambarana nambara (taminy),
فَكَانَ قَابَ قَوْسَيْنِ اَوْ اَدْنٰىۚ
fa kāna qāba qausaini au adnā.
ka ny elanelana dia (eo amin'ny) roa andalana na akaiky kokoa (indray).