16
Q.S Al-Qiyamah (75:16)
لَا تُحَرِّكْ بِهٖ لِسَانَكَ لِتَعْجَلَ بِهٖۗ
lā tuḥarrik bihī lisānaka lita‘jala bih(ī).
Aza (Mohammad) manetsika ny lelanao (hamaky ny CORAN) satria ho haingana ianao (hahay) azy.
17
Q.S Al-Qiyamah (75:17)
اِنَّ عَلَيْنَا جَمْعَهٗ وَقُرْاٰنَهٗ ۚ
inna ‘alainā jam‘ahū wa qur'ānah(ū).
Marina tokoa fa hanangona izany (eo an-tratranao) izahay ary hanonona izany.
18
Q.S Al-Qiyamah (75:18)
فَاِذَا قَرَأْنٰهُ فَاتَّبِعْ قُرْاٰنَهٗ ۚ
fa iżā qara'nāhu fattabi‘ qur'ānah(ū).
Rehefa vitantsika ny mamaky azy dia araho ny famakiana.
19
Q.S Al-Qiyamah (75:19)
ثُمَّ اِنَّ عَلَيْنَا بَيَانَهٗ ۗ
Ṡumma inna ‘alainā bayānah(ū).
Dia hohazavainay tokoa izany.
6
Q.S Al-A'la (87:6)
سَنُقْرِئُكَ فَلَا تَنْسٰىٓ ۖ
sanuqri'uka falā tansā.
Hitantara (ny CORAN) aminao (Mohammad) izahay mba tsy hanadinoanao,