اَللّٰهُ لَآ اِلٰهَ اِلَّا هُوَۚ اَلْحَيُّ الْقَيُّوْمُ ەۚ لَا تَأْخُذُهٗ سِنَةٌ وَّلَا نَوْمٌۗ لَهٗ مَا فِى السَّمٰوٰتِ وَمَا فِى الْاَرْضِۗ مَنْ ذَا الَّذِيْ يَشْفَعُ عِنْدَهٗٓ اِلَّا بِاِذْنِهٖۗ يَعْلَمُ مَا بَيْنَ اَيْدِيْهِمْ وَمَا خَلْفَهُمْۚ وَلَا يُحِيْطُوْنَ بِشَيْءٍ مِّنْ عِلْمِهٖٓ اِلَّا بِمَا شَاۤءَۚ وَسِعَ كُرْسِيُّهُ السَّمٰوٰتِ وَالْاَرْضَۚ وَلَا يَـُٔوْدُهٗ حِفْظُهُمَاۚ وَهُوَ الْعَلِيُّ الْعَظِيْمُ
allāhu lā ilāha illā huw(a), al-ḥayyul-qayyūm(u), lā ta'khużuhū sinatuw wa lā naum(un), lahū mā fis-samāwāti wa mā fil-arḍ(i), man żal-lażī yasyfa‘u ‘indahū illā bi'iżnih(ī), ya‘lamu mā baina aidīhim wa mā khalfahum, wa lā yuḥīṭūna bisyai'im min ‘ilmihī illā bimā syā'(a), wasi‘a kursiyyuhus-samāwāti wal-arḍ(a), wa lā ya'ūduhū ḥifẓuhumā, wa huwal-‘aliyyul-‘aẓīm(u).
Andriamanitra ô, tsy misy andriamanitra afa-tsy Izy. Ilay Tsitoha, izay mikarakara (ny zavaboariny) mandrakariva, dia tsy rendremana na matory. Azy izay rehetra any an-danitra sy izay rehetra etỳ an-tany. Tsy misy afaka misolo vava Azy raha tsy nahazo alalana avy Aminy. Fantany izay eo anoloany sy izay ao aoriany, ary tsy mahalala na inona na inona amin'ny fahalalany izy ireo afa-tsy izay tiany. Ny seza fiandrianany dia mandrakotra ny lanitra sy ny tany. Ary tsy sarotra Aminy ny mikarakara azy roa tonta, ary Izy no Avo Indrindra, Lehibe Indrindra.