۞ اِنَّمَا الصَّدَقٰتُ لِلْفُقَرَاۤءِ وَالْمَسٰكِيْنِ وَالْعٰمِلِيْنَ عَلَيْهَا وَالْمُؤَلَّفَةِ قُلُوْبُهُمْ وَفِى الرِّقَابِ وَالْغٰرِمِيْنَ وَفِيْ سَبِيْلِ اللّٰهِ وَابْنِ السَّبِيْلِۗ فَرِيْضَةً مِّنَ اللّٰهِ ۗوَاللّٰهُ عَلِيْمٌ حَكِيْمٌ
innamaṣ-ṣadaqātu lil-fuqarā'i wal-masākīni wal-‘āmilīna ‘alaihā wal-mu'allafati qulūbuhum wa fir-riqābi wal-gārimīna wa fī sabīlillāhi wabnis-sabīl(i), farīḍatam minallāh(i), wallāhu ‘alīmun ḥakīm(un).
Marina tokoa fa ny zakat dia ho an'ny mahantra, ny sahirana, ny mpanangona zakat, ireo izay efa niova fo, mba hanafahana andevo, mba hanafahana ireo manana trosa, ho an'ny raharahan'i Allah sy ho an'ireo izay mandeha lavitra, ho adidy avy amin'i Allah. Allah dia Mahalala ny zava-drehetra sady Hendry.
فَاٰتِ ذَا الْقُرْبٰى حَقَّهٗ وَالْمِسْكِيْنَ وَابْنَ السَّبِيْلِۗ ذٰلِكَ خَيْرٌ لِّلَّذِيْنَ يُرِيْدُوْنَ وَجْهَ اللّٰهِ ۖوَاُولٰۤىِٕكَ هُمُ الْمُفْلِحُوْنَ
fa āti żal-qurbā ḥaqqahū wal-miskīna wabnas-sabīl(i), żālika khairul lil-lażīna yurīdūna wajhallāh(i), wa ulā'ika humul-mufliḥūn(a).
Koa omeo ny havany akaiky ny zony, ary koa ny mahantra sy ny olona mandehandeha. Izany no tsara kokoa ho an'ireo izay mikatsaka ny fankasitrahan'i Allah. Ary izy ireo no olona tsara vintana.
لِّلسَّاۤىِٕلِ وَالْمَحْرُوْمِۖ
lis-sā'ili wal-maḥrūm(i).
ho an'ireo (mahantra) izay mangataka sy ireo izay tsy mangataka,