81
Q.S Al-Hijr (15:81)
وَاٰتَيْنٰهُمْ اٰيٰتِنَا فَكَانُوْا عَنْهَا مُعْرِضِيْنَۙ
wa ātaināhum āyātinā fa kānū ‘anhā mu‘riḍīn(a).
ary efa nitondra ireo famantarana (ny herinay) ho azy ireo Izahay, saingy mivily tsy hanaraka izany foana izy ireo,