79
Q.S Al-Hijr (15:79)

فَانْتَقَمْنَا مِنْهُمْۘ وَاِنَّهُمَا لَبِاِمَامٍ مُّبِيْنٍۗ ࣖ

fantaqamnā minhum, wa innahumā labi'imāmim mubīn(in).

ka dia noravanay izy ireo. Ary raha ny marina dia eo amin'ny lalambe iray ihany ireo (firenena) roa ireo.