60
Q.S Al-Hijr (15:60)
اِلَّا امْرَاَتَهٗ قَدَّرْنَآ اِنَّهَا لَمِنَ الْغٰبِرِيْنَ ࣖ
illamra'atahū qaddarnā innahā laminal-gābirīn(a).
Ankoatra ny vadiny, dia efa voafaritray fa anisan'ireo izay tavela any aoriana izy (miaraka amin'ireo tsy mpino hafa).”