55
Q.S Al-Hijr (15:55)
قَالُوْا بَشَّرْنٰكَ بِالْحَقِّ فَلَا تَكُنْ مِّنَ الْقٰنِطِيْنَ
qālū basysyarnāka bil-ḥaqqi falā takum minal-qāniṭīn(a).
(Izy ireo) dia namaly hoe: "Mitondra ny vaovao mahafaly aminao araka ny tokony ho izy izahay, koa aza mba isan'ireo izay kivy."