6
Q.S Ar-Ra'd (13:6)
وَيَسْتَعْجِلُوْنَكَ بِالسَّيِّئَةِ قَبْلَ الْحَسَنَةِ وَقَدْ خَلَتْ مِنْ قَبْلِهِمُ الْمَثُلٰتُۗ وَاِنَّ رَبَّكَ لَذُوْ مَغْفِرَةٍ لِّلنَّاسِ عَلٰى ظُلْمِهِمْۚ وَاِنَّ رَبَّكَ لَشَدِيْدُ الْعِقَابِ
wa yasta‘jilūnaka bis-sayyi'ati qablal-ḥasanati wa qad khalat min qablihimul-maṡulāt(u), wa inna rabbaka lażū magfiratil lin-nāsi ‘alā ẓulmihim, wa inna rabbaka lasyadīdul-‘iqāb(i).
Ary mangataka aminao izy ireo mba hanafainganana ny (fahatongavan'ny) fijaliana, alohan'ny (hangatahan'izy ireo) ny hatsarana, na dia efa nisy ohatra maro momba ny fijaliana aza talohan'izy ireo. Marina tokoa fa ny Tomponao dia mamela heloka ny olombelona noho ny tsy rariny nataony, ary marina tokoa fa ny Tomponao dia tena henjana amin'ny famaizana.