43

Q.S Ar-Ra'd (13:43)

وَيَقُوْلُ الَّذِيْنَ كَفَرُوْا لَسْتَ مُرْسَلًا ۗ قُلْ كَفٰى بِاللّٰهِ شَهِيْدًاۢ بَيْنِيْ وَبَيْنَكُمْۙ وَمَنْ عِنْدَهٗ عِلْمُ الْكِتٰبِ ࣖ

wa yaqūlul-lażīna kafarū lasta mursalā(n), qul kafā billāhi syahīdam bainī wa bainakum, wa man ‘indahū ‘ilmul-kitāb(i).

Ary ireo izay tsy mino dia miteny hoe: "Tsy iraka ianao (Mohammad)." Lazao hoe: "Ampy ho vavolombelona eo amiko sy aminao i Allah sy ireo izay mahatakatra ny fahalalana ny Boky."