34

Q.S Ar-Ra'd (13:34)

لَهُمْ عَذَابٌ فِى الْحَيٰوةِ الدُّنْيَا وَلَعَذَابُ الْاٰخِرَةِ اَشَقُّۚ وَمَا لَهُمْ مِّنَ اللّٰهِ مِنْ وَّاقٍ

lahum ‘ażābun fil-ḥayātid-dun-yā wa la‘ażābul-ākhirati asyaqq(u), wa mā lahum minallāhi miw wāq(in).

Ampijaliana eto amin'ity fiainana ity izy ireo, ary azo antoka fa ho mafy kokoa ny sazy any ankoatra. Tsy misy olona hiaro azy ireo amin'ny (sazin'i) Allah.