Q.S Ar-Ra'd (13:31)
وَلَوْ اَنَّ قُرْاٰنًا سُيِّرَتْ بِهِ الْجِبَالُ اَوْ قُطِّعَتْ بِهِ الْاَرْضُ اَوْ كُلِّمَ بِهِ الْمَوْتٰىۗ بَلْ لِّلّٰهِ الْاَمْرُ جَمِيْعًاۗ اَفَلَمْ يَا۟يْـَٔسِ الَّذِيْنَ اٰمَنُوْٓا اَنْ لَّوْ يَشَاۤءُ اللّٰهُ لَهَدَى النَّاسَ جَمِيْعًاۗ وَلَا يَزَالُ الَّذِيْنَ كَفَرُوْا تُصِيْبُهُمْ بِمَا صَنَعُوْا قَارِعَةٌ اَوْ تَحُلُّ قَرِيْبًا مِّنْ دَارِهِمْ حَتّٰى يَأْتِيَ وَعْدُ اللّٰهِ ۗاِنَّ اللّٰهَ لَا يُخْلِفُ الْمِيْعَادَ ࣖ
wa lau anna qur'ānan suyyirat bihil-jibālu au quṭṭi‘at bihil-arḍu au kullima bihil-mautā, bal lillāhil-amru jamī‘ā(n), afalam yai'asil-lażīna āmanū allau yasyā'ullāhu lahadan-nāsa jamī‘ā(n), wa lā yazālul-lażīna kafarū tuṣībuhum bimā ṣana‘ū qāri‘atun au taḥullu qarībam min dārihim ḥattā ya'tiya wa‘dullāh(i), innallāha lā yukhliful-mī‘ād(a).
Ary raha misy famakiana (Boky Masina) izay ahafahana mihozongozona ny tendrombohitra, na mivaky ny tany, na miteny ny maty, (izany no CORAN ). Raha ny marina, an'i Allah ny zava-drehetra. Koa tsy fantatry ny mpino ve fa raha sitrapon'i Allah (ny mpino rehetra), dia hanome tari-dalana ho an'ny olombelona rehetra i Allah. Ary ireo tsy mpino dia tratran'ny loza vokatry ny nataony na ny loza nitranga teo akaikin'ny fonenany foana, mandra-pahatongan'ny fampanantenan'i Allah (ny fandresena an'i Lameka). Marina tokoa fa tsy mivadika amin'ny fampanantenana i Allah.