19
Q.S Ar-Ra'd (13:19)
۞ اَفَمَنْ يَّعْلَمُ اَنَّمَآ اُنْزِلَ اِلَيْكَ مِنْ رَّبِّكَ الْحَقُّ كَمَنْ هُوَ اَعْمٰىۗ اِنَّمَا يَتَذَكَّرُ اُولُوا الْاَلْبَابِۙ
afamay ya‘lamu annamā unzila ilaika mir rabbikal-ḥaqqu kaman huwa a‘mā, innamā yatażakkaru ulul-albāb(i).
Koa izay mahalala fa izay nambaran'Andriamanitra taminao no marina, moa tahaka ny jamba va? Ireo izay manana faharanitan-tsaina ihany no afaka mitandrina.