108
Q.S JONA (10:108)
قُلْ يٰٓاَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاۤءَكُمُ الْحَقُّ مِنْ رَّبِّكُمْ ۚفَمَنِ اهْتَدٰى فَاِنَّمَا يَهْتَدِيْ لِنَفْسِهٖ ۚوَمَنْ ضَلَّ فَاِنَّمَا يَضِلُّ عَلَيْهَا ۚوَمَآ اَنَا۠ عَلَيْكُمْ بِوَكِيْلٍۗ
qul yā ayyuhan-nāsu qad jā'akumul-ḥaqqu mir rabbikum, fa manihtadā fa innamā yahtadī linafsih(ī), wa man ḍalla fa innamā yaḍillu ‘alaihā, wa mā ana ‘alaikum biwakīl(in).
Lazao (Mohammad), "Ry olombelona! Tonga aminareo avy amin'ny Tomponareo ny fahamarinana (ny CORAN), koa izay mahazo tari-dalana dia ho an'ny tenany ihany izany. Ary izay very lalana dia ho an'ny tenany ihany koa ny fahadisoany. Ary tsy mpiambina anareo aho."